4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mila anao - Armée de l'Eternel

Ry Rainay izay ambony ao
Miantso Anao zahay mitalao
Mamindrà fo amin'ny zanakao
Maniry mafy Ianao
Toy ny tany mila rano
Mila Anao ny fanahinay
Fanahy manome hery
Ahatonga anay tsy ho very

Mila Anao, mila Anao
Maniry mafy Anao zahay
Mila Anao, mila Anao
Ry Tompo ny fanahinay

Mino eny mino aho fa manatrika anay eto ny herinao
O mino aho (o mino aho)
Fa manatrika anay mandrakizay Ianao
Mino eny mino aho fa manatrika anay eto ny herinao
O mino aho (o mino aho)
Fa manatrika anay eto Ianao

Partager mila anao

Commenter mila anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Armée de l'Eternel